Artigo Acesso aberto Revisado por pares

Ny Karazana Aretina Mpahazo Ny Olon-Dehibe Sy Ny Tanora Ao Amin'ny Tananan'ny Sahamamy Kaominina Havavelona Toamasina II

2005; University of Hawaii Press; Volume: 3; Linguagem: Tagalog

10.17348/era.3.0.359-362

ISSN

1547-3465

Autores

Harison Rabarison, David Ramanitrahasimbola,

Tópico(s)

African Botany and Ecology Studies

Resumo

Sahamamy dia tanàna iray eo ho eo amin’ny 7-8 Km ao andrefan’ny tanànan’i Mahavelona (Longitida Atsinanana: 49º 25’ 39.2” - Latitida atsimo : 17º 43’ 53.1” - haavo: 31 m), manamorona ny alan’ ny “ANALALAVA” izay misy mponina mivelona amin’ny fambolena amin’ny ankapobeny. Avy amin’ny foko Betsimisaraka ny akamaroan’ny mponina ao aminy, ary miankina betsaka amin’ny ala sy ny voly an-koraka ny fiainany. Mba hahafantarana ny fifandraisan’ny zavamaniry sy ny olona sy mba hampisehoana ny mahazava-dehibe ny ala amin’ny fiainan’ny mponina dia nanao fanadihadiana tany an-toerana ny ekipan`ny MBG (Missouri Botanical Garden) sy ny KNARP (Karoka Nasionaly Ampiharana ny Raki-Panafody). Fanadihadiana izay tafiditra indrindra tao antin’ny atrik’asa momban’ny fifandraisan’ny zava-maniry sy ny olombelona (Ethnobotanique) ary novatsian’ny ICBG (International Cooperative of Biodiversity Group) tarihin’i Pr David Kingston vola. Ny valin’ity fanadihadiana ity sy ireo fanadihadiana hafa izay samy mikasika ny fifandraisan’ny olombelona sy ny zavamaniry avokoa dia havondrona ho antotan-taratasy ho fandresen-dahatra ny manam-pahefana isan-tsokajiny sy ny mponina manodidina amin’ny fikajiana sy fiarovana ny alan’ “Analalava”.

Referência(s)